Jeremia 23:35 MG1865

35 Samia manontany amin'ny namany sy ny rahalahiny avy ianareo hoe: Ahoana no navalin'i Jehovah? Ary ahoana no nolazain'i Jehovah?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 23

Jereo Jeremia 23:35 amin'ny teny manodidina.