Jeremia 23:37 MG1865

37 Izao no hanontanianareo amin'ny mpaminany; Ahoana no navalin'i Jehovah anao? Ary ahoana no nolazain'i Jehovah?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 23

Jereo Jeremia 23:37 amin'ny teny manodidina.