5 Indro, avy ny andro, hoy Jehovah, izay hananganako Rantsana marina ho an'i Davida, ka hanjaka Izy sady ho hendry ary hanao fitsarana sy fahamarinana amin'ny tany.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 23
Jereo Jeremia 23:5 amin'ny teny manodidina.