Jeremia 23:7 MG1865

7 Koa, indro, avy ny andro, hoy Jehovah, Izay tsy hanaovana intsony hoe: Raha velona koa Jehovah, Izay nitondra ny Zanak'Isiraely niakatra avy tany amin'ny tany Egypta;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 23

Jereo Jeremia 23:7 amin'ny teny manodidina.