Jeremia 24:2 MG1865

2 Ny sobiky iray dia nisy aviavy tsara dia tsara, dia toy ny aviavy mialin-taona; ary ny sobiky anankiray kosa dia nisy aviavy ratsy dia ratsy, izay tsy azo hanina noho ny haratsiny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 24

Jereo Jeremia 24:2 amin'ny teny manodidina.