Jeremia 24:5 MG1865

5 Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Tahaka ireto aviavy tsara ireto no fijeriko ny Joda voababo mba hanasoavako azy, dia ireo noroahiko niala tamin'ity tany ity ho any amin'ny tanin'ny Kaldeana.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 24

Jereo Jeremia 24:5 amin'ny teny manodidina.