7 Ary homeko fo hahalalany Ahy ho Jehovah izy; dia ho oloko izy, ary Izaho kosa ho Andriamaniny; fa hiverina amiko amin'ny fony rehetra izy.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 24
Jereo Jeremia 24:7 amin'ny teny manodidina.