Jeremia 25:17 MG1865

17 Dia noraisiko ny kapoaka teny an-tànan'i Jehovah, ka nampisotroako ny firenena rehetra izay nanirahan'i Jehovah ahy,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 25

Jereo Jeremia 25:17 amin'ny teny manodidina.