Jeremia 25:31 MG1865

31 Mihatra amin'ny faran'ny tany ny fihorakorahana; Fa Jehovah manana ady amin'ny firenena; Mifandahatra amin'ny nofo rehetra Izy, ka ny ratsy fanahy dia atolony ho an'ny sabatra, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 25

Jereo Jeremia 25:31 amin'ny teny manodidina.