Jeremia 25:33 MG1865

33 Ary amin'izany andro izany Ny voavonon'i Jehovah, dia hiampatrampatra hatramin'ny faran'ny tany anankiray ka hatramin'ny farany koa; Tsy hisaonana, na hangonina, na halevina ireny, fa ho zezika eny ambonin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 25

Jereo Jeremia 25:33 amin'ny teny manodidina.