Jeremia 25:6 MG1865

6 Ary aza manaraka andriamani-kafa hanompo azy sy hiankohoka eo anatrehany, ary aza mampahatezitra Ahy amin'ny asan'ny tananareo, fandrao hahatonga loza aminareo Aho.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 25

Jereo Jeremia 25:6 amin'ny teny manodidina.