Jeremia 26:10 MG1865

10 Fa nony ren'ny mpanapaka ny Joda izany zavatra izany, dia niakatra avy tany amin'ny tranon'ny mpanjaka nankany amin'ny tranon'i Jehovah izy ka nipetraka teo anoloan'ny vavahady vaovaon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 26

Jereo Jeremia 26:10 amin'ny teny manodidina.