Jeremia 26:23 MG1865

23 Ary Oria dia nalain'ireo niala avy tany Egypta ka nentiny teo amin'i Joiakima mpanjaka; ary izy namono azy tamin'ny sabatra, dia nanary ny fatiny teny amin'ny fasam-bahoaka.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 26

Jereo Jeremia 26:23 amin'ny teny manodidina.