3 Fa angamba hihaino ihany izy, ka samy hiala amin'ny lalany ratsy, dia hanenenako ny loza izay kasaiko hamelezana azy noho ny faharatsian'ny ataony.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 26
Jereo Jeremia 26:3 amin'ny teny manodidina.