Jeremia 26:6 MG1865

6 dia hataoko tahaka an'i Silo ity trano ity, ary hataoko fanozonana ho an'ny firenena rehetra ambonin'ny tany ity tanàna ity.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 26

Jereo Jeremia 26:6 amin'ny teny manodidina.