Jeremia 26:8 MG1865

8 Koa nony efa tapitra voalazan'i Jeremia izay rehetra nasain'i Jehovah nolazaina tamin'ny vahoaka rehetra, dia nosamborin'ny mpisorona sy ny mpaminany mbamin'ny vahoaka rehetra izy ka nataony hoe: Ho faty tokoa ianao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 26

Jereo Jeremia 26:8 amin'ny teny manodidina.