15 Fa tsy naniraka azy Aho, hoy Jehovah, nefa manandoka ho mpaminany amin'ny anarako ihany izy, mba handroahako anareo, ka ho lany ringana ianareo, dia ianareo sy ny mpaminany izay maminany aminareo.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 27
Jereo Jeremia 27:15 amin'ny teny manodidina.