Jeremia 27:22 MG1865

22 Ho any Babylona no hitondrana ireo, sady hitoetra any izy ambara-pahatongan'ny andro hamangiako azy, hoy Jehovah, dia vao ho entiko miakatra izy ka hampodiko amin'ity tanàna ity.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 27

Jereo Jeremia 27:22 amin'ny teny manodidina.