Jeremia 27:4 MG1865

4 ary asaovy lazainy amin'ny tompony avy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Izao no holazainareo amin'ny tomponareo:

Vakio ny toko manontolo Jeremia 27

Jereo Jeremia 27:4 amin'ny teny manodidina.