Jeremia 27:9 MG1865

9 Ary aza mihaino ny mpaminaninareo ianareo, na ny mpanao fankatovanareo, na ny nofinareo, na ny mpanandronareo, na ny mpanana odinareo, izay manao aminareo hoe: Tsy hanompo ny mpanjakan'i Babylona ianareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 27

Jereo Jeremia 27:9 amin'ny teny manodidina.