Jeremia 28:6 MG1865

6 Eny, amena! hoy Jeremia mpaminany; hataon'i Jehovah anie izany! hotanterahin'i Jehovah anie ny teninao, izay novinaninao ny amin'ny hampodiana ny fanaky ny tranon'i Jehovah mbamin'ny babo rehetra hiala any Babylona ka hiverina ho amin'ity tanàna ity indray.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 28

Jereo Jeremia 28:6 amin'ny teny manodidina.