Jeremia 29:14 MG1865

14 Eny, ho hitanareo Aho, hoy Jehovah; ary hampodiko avy amin'ny fahababoana ianareo, ka hangoniko avy any amin'ny firenena rehetra sy avy any amin'ny tany rehetra izay nandroahako anareo, hoy Jehovah, ka hampodiko ho any amin'ilay tany efa nanolorako anareo hobaboina.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 29

Jereo Jeremia 29:14 amin'ny teny manodidina.