Jeremia 29:16 MG1865

16 Fa izao no lazain'i Jehovah ny amin'ny mpanjaka izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida sy ny amin'ny vahoaka rehetra izay monina amin'ity tanàna ity, dia ny rahalahinareo izay tsy mba lasan-ko babo niaraka taminareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 29

Jereo Jeremia 29:16 amin'ny teny manodidina.