Jeremia 29:28 MG1865

28 Fa naniraka ho aminay any Babylona izy nanao hoe: Mbola haharitra ela izao, koa manaova trano ianareo, dia mitoera aminy, ary manaova tanimboly, ka hano ny vokatra aminy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 29

Jereo Jeremia 29:28 amin'ny teny manodidina.