Jeremia 3:12 MG1865

12 Mandehana, ka torio manatrika ny avaratra izao teny izao hoe: Miverena ianao, ry Isiraely mpiodina, hoy Jehovah; Tsy hampanjombona ny tavako aminareo Aho; Fa mamindra fo Aho, hoy Jehovah, ka tsy hitahiry fahatezerana mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 3

Jereo Jeremia 3:12 amin'ny teny manodidina.