Jeremia 3:21 MG1865

21 Injay! feo re any an-tendrombohitra mangadihady, dia fitomaniana amam-pitarainan'ny Zanak'Isiraely; Fa nivilivily tamin'ny nalehany izy ary nanadino an'i Jehovah Andriamaniny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 3

Jereo Jeremia 3:21 amin'ny teny manodidina.