Jeremia 3:23 MG1865

23 Foana tokoa ny horakoraka any amin'ny tendrombohitra sy ny havoana; Marina fa ao amin'i Jehovah Andriamanitray ny famonjena ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 3

Jereo Jeremia 3:23 amin'ny teny manodidina.