14 Ireo tia anao dia efa nanadino anao avokoa, tsy mba notadiaviny ianao; Fa famelin'ny fahavalo no namelezako anao, dia ny famaizan'ny lozabe, noho ny habetsahan'ny helokao sy ny hamaroan'ny fahotanao.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 30
Jereo Jeremia 30:14 amin'ny teny manodidina.