19 Ary hisy fisaorana sy feon'ny mifaly avy ao; Dia hahamaro azy Aho, ka tsy ho vitsy izy, sady hanome voninahitra azy Aho, ka tsy ho ambany izy.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 30
Jereo Jeremia 30:19 amin'ny teny manodidina.