Jeremia 30:21 MG1865

21 Ary ilay malazany dia ho avy ao aminy ihany, ary ny mpanapaka azy dia ho avy ao aminy ihany koa; Ary hampanakaiky azy Aho, ka dia hanatona Ahy izy, fa iza no sahy hanao ny ainy ho antoka ka hanatona Ahy? hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 30

Jereo Jeremia 30:21 amin'ny teny manodidina.