Jeremia 30:24 MG1865

24 Ny firehetan'ny fahatezeran'i Jehovah tsy ho afaka ambara-panefany sy ambara-panatanterany ny hevitry ny fony; Mbola ho fantatrareo marimarina izany any am-parany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 30

Jereo Jeremia 30:24 amin'ny teny manodidina.