Jeremia 30:3 MG1865

3 Fa, indro, avy ny andro, hoy Jehovah, izay hampodiako ny oloko, dia ny Isiraely sy ny Joda, avy amin'ny fahababoany, hoy Jehovah; eny, hampody azy ho amin'ny tany izay efa nomeko ny razany Aho, dia ho azy izany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 30

Jereo Jeremia 30:3 amin'ny teny manodidina.