Jeremia 30:6 MG1865

6 Anontanionareo ka izahao, raha mba misy lehilahy mihetsi-jaza; Koa nahoana no samy hitako manery ny valahany amin'ny tànany avy ny lehilahy rehetra hoatra ilay efa mihetsi-jaza iny, ary ny tarehy rehetra dia efa tonga hatsatra avokoa?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 30

Jereo Jeremia 30:6 amin'ny teny manodidina.