Jeremia 30:8 MG1865

8 Fa amin'izany andro izany, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, dia hotapahiko ny ziogany ho afaka amin'ny vozonao sy hotosako ny fatoranao. Ary ny firenena hafa tsy hampanompo anao intsony;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 30

Jereo Jeremia 30:8 amin'ny teny manodidina.