Jeremia 31:13 MG1865

13 Ary amin'izany dia ho faly amin'ny fandihizana ny virijina mbamin'ny zatovo sy ny antitra koa; Fa hampodiko ho fifaliana ny fitomaniany, ka hampiononiko sy hampifaliko izy ho afaka alahelo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 31

Jereo Jeremia 31:13 amin'ny teny manodidina.