19 Nony efa niverina tokoa aho, dia vao nahalala fanenenana; Ary rehefa nampahafantarina ny toe-tenako aho, dia niteha-tratra; Menatra sady mangaihay aho, fa latsain'ny tsinin'ny fahatanorako.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 31
Jereo Jeremia 31:19 amin'ny teny manodidina.