Jeremia 31:24 MG1865

24 Ary ny Joda sy ny tanànany rehetra dia hiara-monina ao aminy ho mpiasa tany sy ho mpilasy mitondra ny andian'ny ondry aman'osiny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 31

Jereo Jeremia 31:24 amin'ny teny manodidina.