3 Tany lavitra any no nisehoan'i Jehovah tamiko ka nanao hoe: Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao, koa izany no nampaharetako famindram-po ho anao.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 31
Jereo Jeremia 31:3 amin'ny teny manodidina.