Jeremia 31:9 MG1865

9 Amin'ny fitomaniana no hihaviany, ary amin'ny fifonany no hitondrako azy; Ary ho entiko ho eny amoron'ny renirano izy, amin'ny lalana mahitsy izay tsy hahatafintohina azy; Fa Rain'Isiraely Aho, ary Efraima no lahimatoako.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 31

Jereo Jeremia 31:9 amin'ny teny manodidina.