15 Fa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Mbola hisy trano sy saha ary tanim-boaloboka hovidina indray eto amin'ity tany ity.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 32
Jereo Jeremia 32:15 amin'ny teny manodidina.