27 Indro, Izaho no Jehovah, Andriamanitry ny nofo rehetra; moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va?
Vakio ny toko manontolo Jeremia 32
Jereo Jeremia 32:27 amin'ny teny manodidina.