Jeremia 32:3 MG1865

3 Fa Zedekia, mpanjakan'ny Joda, nampiambina azy ka nanao hoe: Nahoana ianao no maminany hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Indro, hatolotro eo an-tànan'ny mpanjakan'i Babylona ity tanàna ity, ka ho afany;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 32

Jereo Jeremia 32:3 amin'ny teny manodidina.