Jeremia 32:32 MG1865

32 noho ny ratsy rehetra nataon'ny Zanak'Isiraely sy ny taranak'i Joda, dia izy sy ny mpanjakany sy ny mpanapaka azy sy ny mpisorony sy ny mpaminaniny sy ny lehilahy amin'ny Joda ary ny mponina any Jerosalema, mba hampahatezitra Ahy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 32

Jereo Jeremia 32:32 amin'ny teny manodidina.