Jeremia 32:37 MG1865

37 Indro izy hangoniko avy any amin'ny tany rehetra izay nandroahako azy tamin'ny fahatezerako sy ny fisafoahako ary ny fahavinirana be; ary ho entiko amin'ity tany ity indray izy ka hataoko mandry fahizay;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 32

Jereo Jeremia 32:37 amin'ny teny manodidina.