Jeremia 32:42 MG1865

42 Fa izao no lazain'i Jehovah: Araka ny nampahatongavako izao loza lehibe rehetra izao tamin'ity firenena ity, dia araka izany asa no hampahatongavako ny soa rehetra izay nokasaiko ho azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 32

Jereo Jeremia 32:42 amin'ny teny manodidina.