Jeremia 32:7 MG1865

7 Indro Hanamela, zanak'i Saloma, rahalahin-drainao, ho avy eto aminao hanao hoe: Vidionao ny sahako izay ao Anatota, fa ianao no havana akaiky tokony hanavotra azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 32

Jereo Jeremia 32:7 amin'ny teny manodidina.