Jeremia 33:12 MG1865

12 Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Eto amin'ity tany efa lao tsy misy olona na biby fiompy ity sy amin'ny tanànany rehetra dia mbola hisy fonenan'ny mpiandry ondry hampandriany ny ondry aman'osiny,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 33

Jereo Jeremia 33:12 amin'ny teny manodidina.