Jeremia 33:15 MG1865

15 Amin'izany andro izany sy amin'izany fotoana izany dia hampaniry Rantsana marina ho an'i Davida Aho; Ary hanao fitsarana sy fahamarinana amin'ny tany Izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 33

Jereo Jeremia 33:15 amin'ny teny manodidina.