Jeremia 33:24 MG1865

24 Tsy hitanao va izay nolazain'ity firenena ity hoe: Ny fianakaviana roa izay nofidin'i Jehovah dia efa nariany; Toy izany no anamavoany ny oloko, ka dia tsy vanon-ko firenena eo imasony intsony izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 33

Jereo Jeremia 33:24 amin'ny teny manodidina.