Jeremia 33:5 MG1865

5 Raha mandroso hiady amin'ny Kaldeana izy ka mameno ny trano amin'ny fatin'olona, izay novonoiko tamin'ny fahatezerako sy ny fahavinirako, sady nanafenako ny tavako tamin'ity tanàna ity noho ny faharatsiany rehetra:

Vakio ny toko manontolo Jeremia 33

Jereo Jeremia 33:5 amin'ny teny manodidina.